Mampihena ny fiparitahan’ny fako. Fako mora loa (déchets organiques) 170 kilao isan’andro no ilaina hampiodinana ny “biodigesteur” ao amin’ny Lycée Andrianampoinimerina Sabotsy Namehana (LASN). Continuer la lecture
Archives journalières 25 février 2021
AMBATOVY: Azy irery ny iray ampahatelon’ny hetra miditra amin’ny fanjakana
Miverina miasa ny mpiasa amin’ny volana martsa . Noho ny Covid-19 dia nitsahatra tanteraka ny famokarana nikela sy kobalta tao Ambatovy nanomboka ny 06 aprily 2020. Continuer la lecture