Mampiroborobo ny fanatanjahantena eny anivon’ny fokontany. Nozaraina ny 28 janoary 2021 teny amin’ny kianja Mitafo Mahamasina ny mari-pahavitam-piofanana an’ireo 36 mianadahy nanaraka fiofanana ho lasa mpanentana ara-panatanjahantena. Continuer la lecture