Tombony ho an’ny kaominina ny nahavitàna ny SAC. Anisan’ireo kaominina 20, eto amin’ny faritra Analamanga, nahazo tohana avy amin’ny PAGE/ GIZ, tamin’ny famolavolana ny drafitra ifotony fanajariana ny tany na ny SAC (schéma d’aménagement communal) ny kaominina ambanivohitra Antanetibe Mahazaza, distrikan’Ambohidratrimo. Continuer la lecture