« Tokana ny fahavalontsika dia ny aretina COVID-19 » . Miantso ny tsirairay handray andraikitra, hiray hina ny Prezidàn’ny Repoblika teo aloha, Hery Rajaonarimampianina satria miatrika fahavalo tokana sady iombonana dia ny aretina coronavirus. Continuer la lecture
Archives journalières 23 mars 2020
ADY AMIN’NY ARETINA COVID-19 : Tsy azo atao ny mivoaka ny trano
Mandeha haingana tahaka ny TGV ny fivoaran’ny aretina COVID-19. Niampy sivy indray ny mitondra ny tsimok’aretina Coronavirus eto Madagasikara ary mpandeha fiaramanidina Air France AF 934 avy any Frantsa avokoa izy ireo ny 17 Martsa sy 19 Martsa 2020. Continuer la lecture
FRÉQUENCE PLUS TV: Nametraka fitokisana tamin’ny Startimes
Manome lanja ny fanabeazana sy ny kolontsaina any amin’ny faritra. Tsikaritra fa manaraka ny fivoaran’ny teknolojia ny haino vaky jery eto Madagasikara. Continuer la lecture