Archives journalières 9 décembre 2019


ASSURANCE MAMA: Andian’olona manaparitaka vaovao, anisan’ireo nampibaby trosa


Fantatra ny ambadik’ireo andian’olona. Manoloana ny vaovao miely amin’ny haino aman-jery fa tsy mandeha amin’ny laoniny ny fitantanana ao amin’ny  tranom-piantohana MAMA dia namory mpanao gazety ny teo anivon’ny filankevi-pitantanana, ny solontenan’ny mpiasa miara-mitantana ary ny delegen’ny mpiasa, ny 09 desambra 2019 teny amin’ny foibeny teny Isotry. Continuer la lecture