Ankoatra ny asan’Andriamanitra, laharam-pamehana ho an’ny fiangonana FJKM ny sosialim-bahoaka. Mandritra ny hetsika Haona Fi andiany faharoa dia hisy ny fitiliana aretina maro toy ny VIH/SIDA, aretin’aty, diabeta, maso, homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza sy fanalàna nify ary fijerena ny tosi-drà. Continuer la lecture