Hizara roa ny famaranana ny fankalazana ny faha-55 taonan’ny FIMPIMA na fikambanan’ny mpikabary Malagasy. Ny tapak’andro marainan’ny 28 jona 2019 dia hisy ny velan-kevitra ataon’ireo mpikabary avy ao amin’ny fikambanana. Continuer la lecture
Archives journalières 12 juin 2019
STARTIMES: Handefa mivantana ny COPA America 2019
Ny 15 jona hatramin’ny 7 jolay 2019 ny lalao iadiana ny tompondaka baolina kitra any Amerika Atsimo. Nahazo alalana handefa ny COPA America andiany faha-46 aty amin’ny faritr’i Afrika Atsimo ny Startimes. Continuer la lecture
WOMEN IN BUSINESS: Mifanome tanana ireo vehivavy mpandraharaha
Mitana ny laharana voalohany ny vehivavy afrikana raha amin’ny fandraharahana no resahana, araka ny tatitra farany. 24 % ny vehivavy afrikanina manana ny orinasany manokana raha 17 % izany any Amérique Latine. Continuer la lecture
ONG MEDAIR: Fomba tsotra nefa manavotra aina ny fanomezan-drà
Nanombohan’ny ONG Medair ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous » ny fanomezan-drà. Ny tontolo andron’ny 11 jona 2019 teny amin’ny trano fitehirizan-drà HJRA Anosy no nanatanterahin’ny ekipan’ny ONG sy ireo mpiara-miasa aminy ary ireo mpanohana ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous » izany. Continuer la lecture