Niriantsoa Cynthia Randrianarison avy ao amin’ny EPP 67 ha Avaratra no nandrombaka ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana manao sary nokarakarain’ny fikambanana Yali Chapter Madagascar. Continuer la lecture
Archives journalières 16 février 2019
NTD S.A: Hitombo roa indray ny hotelim-panjakana
Fotoana iray nampahafantaran’ny National Tourism Development (NTD S.A) ny asa iandraketany, ny asa vita tamin’ny taona 2018 ary ny vina ho tanterahina amin’ity 2019 ity ny lanonana fifampiarahabana nahatratry taona natao teny amin’ny Carlton Anosy ny 15 febroary lasa teo. Continuer la lecture