Olona iray no maty tsy tra-drano vokatry ny tifitra nataon’ny dahalo ireo fiara mpitatitra, mampitohy an’Antananarivo sy Morondava ny alin’ny alatsinainy hifoha talata, tokony tamin’ny roa ora maraina. Continuer la lecture
Archives journalières 20 novembre 2018
LALAMPIRENENA FAHA-4 SY FAHA-6: Loza iray, loza roa, loza telo…
Tsy hialan-tsampona ny lalampirenena rehetra manerana an’i Madagasikara, indrindra ireo mampitohy seranan-dehibe sy tanàna lehibe toy ny faha-2 sy faha-7. Continuer la lecture
KAOMININA AMBOHIMANGAKELY: Mandry tsy lavoloha ny mponina
Matory any an-tsaha ireo zaza amam-behivavy amin’ny hafitsoky ny mpanao ratsy eny amin’ny manodidina ny kaominina Ambohimangakely. Voatery manao andrimasom-pokonolona ireo lehilahy amin’ny alina. Continuer la lecture