Archives journalières 4 mars 2018


Sekoly Fitahiana Antohomadinika : Nakatona aloha.


Ity no tonga amin’ny fitenenana hoe :  «  ny lehibe no miady ka ny ankizy no voaporiporitra ». Tao aorian’ny fanalana ny mpitandrina ANDRIANANTENAINA Alain De Néri ao amin’ny fiangonana METM Zoara famonjena Antohomadinika izay tsy nahomby sy ny nametrahan’ny  foiben’ny METM « Misiona evanjelika Teratany eto Madagasikara » ny  tale vaovao ao amin’ny sekoly fitahiana, tsy maintsy nakatona ny sekoly amin’ny fotoana voafetra. Continuer la lecture