Archives journalières 9 juillet 2017


Mankany amin’ny lalan’ny faharavana ny CSANR.


Tsy ela akory izay no nanoratana ny momba ity CSANR ity teto amin’ny delireMadagascar. Nisy ny vaovao momba azy ireo androany 09 jolay 2017.

Niezaka hanarina ity fikambanana CSANR na « Club de soutien Andry Nirina Rajoelina » ity ireo mpikambana sasantsany ka nanatanteraka fivoriana be . Tonga teny an-toerana anefa ireo olon’ny  mpitantana  ny « collégiale » nitarika olona izay tsy tokony hanatrika izany. Continuer la lecture