Archives journalières 24 juillet 2016


AMBOASARY GARA : Tsy ela amin’ny zavatra hainy ny sinoa.


Tsy ela amin’ny zavatra hainy tokoa ny sinoa ! Tsy mbola tapitra akory ny resaka Soamahamanina dia miatomboka indray ny any Amboasary gara. Efa midina eny amin’ny fokontany Amboasary gara ny sinoa andro vitsivitsy lasa izay maka sombin-tany, hoy ny filohan’ny fokontany Analabe, Amboasary gara. « Ataon’izy ireo anaty gony kely ka asiany soratra izany sy asiany marika  ny hazo mifanandrify amin’ny tany izay nalainy ». Continuer la lecture