Archives journalières 20 juillet 2016


LEADER FANILO: Ampiharana ny lalana ireo mbola miziriziry manohitra ny birao nasionaly.


Vokatry ny fihoaram-pefin’ny sasany izay mikasa hanatanteraka  filan-kevitra hafa  no nahatonga ny Birao nasionalin’ny Leader FANILO nampiakatra ny raharaha teny amin’ny fitsarana. Izay tarihin’i Jean Max  RAKOTOMAMONJY ihany  no ara-dalana. Nivoaka ny didim-pitsarana ka nanome rariny an’ireto farany. Manomboka izao, ampiharana ny lalana ireo mitonona ny anaran’ny antoko any ambadimbadika any , hoy Toto Alphonse, Filoha lefitra miadidy ny faritany Toamasina. Continuer la lecture