“Kanefa noho ny teninao, dia halatsako ihany ny harato” (Lio. 5: 5b). Io teny feno fankatoavana navalin’i Petera an’i Jesosy io no nentin’ny FFKM ampirisihina ny mpisehatra politika rehetra tsisy ankanavaka, sy ny Malagasy tsivakivolo, hiombona handray andraikitra hamonjy ny Firenena. Continuer la lecture