Archives journalières 20 mai 2016


FEPA ANDIANY FAHA-9: « Fiompiana, tosika ara-toekarenan’i Madagasikara ».


Manome tantsoroka eo amin’ny sehatry ny fiompiana ny MPE na « Malagasy Professionnels de l’Elevage ». Ho fanamafisana ny  fampiroboroboana io sehatra io dia isan-taona dia misy ny tsenaben’ny fiompiana sy ny vokatra azo avy aminy. Ity ivon-toeran’ity no mikarakara izany. Nanomboka ny alarobia 18 May teo ny FEPA andiany faha-9 ary amin’ny alahady ho avy izao  vao hifarana. Continuer la lecture


COURS ACEEM 30 TAONA : Tsy niova Ratrema William


Tsy niova ny Profesora Ratrema William fa dia mbola manohy soamantsara mijoro amy maha mpanabe azy. Tsy miova toa izany koa ny bika aman’endrika nahafantarana azy hatramin’ny ela. Tsy manana ny sariny tany amy 30 taona lasa izahay, kanefa inoana fa ankoatra ny volofotsy manambara ny maha raiamandreny be, dia mora fantariny amin’ny endrika nahalalana azy ihany ny lehilahy.

Anterivava nataon’ny Délire Madagascar an’ity mpanabe fanta-daza ity. Ny Profesora Ratrema William, Filoha mpamorina ny ACEEM
Continuer la lecture