L’association TE.FI.FI.A regroupant les natifs et sympathisants de l’Eglise de Jésus-Christ à Madagascar FJKM Betela Fihaonana Vonizongo, district d’Ankazobe, a repris depuis Dimanche 20 mars 2016 ses activités ordinaires bimestrielles à l’amphi du Génie Civil Mahamasina. Continuer la lecture
Archives journalières 22 mars 2016
TAFAVOAKA INDRAY NY SOKATRA MALAGASY E !
Sokatra 146 no tratra tany amin’ny seranam-piaramanidina Bombay , Inde. 139 amin’ireo sokake no iantsoana azy, 7 kosa sokatra Angonoke. Araka ny fantatra, 2 no maty, hoy ny tomponandraikitry ny faditseranana ao an-toerana. Raha araka ny fanadihadiana natao, naondrana antsokosoko ireo sokatra ireo izay avy aty Madagascar. Continuer la lecture