Archives journalières 26 janvier 2016


DR RAKOTO ENDOR MODESTE : Hafatra ho an’ny vahoaka Malagasy


Vita tamy ny Alahady 24 janoary 2016 tao amy Katedraly FJKM Analakely ny famindram-pahefana hitantana ny FFKM (Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara), avy amy ny Pasitera Rasendrahasina Lala Haja (Filohan’ny FJKM), ho amy ny Pastora Rakoto Endor Modeste (Filohan’ny FLM). Tonga nanatrika izany i Monseigneur Ranarivelo Samoela Jaona (Filohan’ny EEM) sy ny Monseigneur Razanakolona Odon Marie Arsène (Filohan’ny EKAR). Continuer la lecture