Na dia nisy aza iny faharesena 7 noho ny 1 teto amin’ny kianjantsika iny ho an’ny barea madagasikara eo amin’ny taranja baolina kitra lalaovina amin’ny efitrano dia mbola vonona ny hanarina izany faharesena izany izy ireo mandritra ny lalao miverina izay hotanterahina any Mozambika amin’ny Alahady izao. Continuer la lecture
Archives journalières 12 décembre 2015
Kitra UFFFOI : Mikendry ny anaram-boninahitra ny Cnaps sport
Hikendry ny anaram-boninahitra fahatelo farany amin’ity taom-pilalaovana 2015 ity ny ekipan’ny Cnaps sport Itasy amin’ny Asabotsy 12 desambra izao any amin’ny kianja sintetikan’I Rabemananjara mandritra ny lalao famaranana miverina amin’ny fiadiana ny amboaran’ny oseana Indiana izay hiaonany amin’ny ekipan’ny saint Paul avy any la Reunion. Continuer la lecture