Socio-eco

VIMA: Varavarana misokatra ho an’ny orinasa ny « village de la francophonie ».


Anterivava: Zouzar BOUKA

“Fotoana manan-danja ho an’i Madagasikara ny fandraisana ny fihaonana an-tampony ny frankofonia”. Nambaran’ny Filoha mpanorina ny orinasa VIMA, Zouzar BOUKA fa varavarana ahafahan’ny orinasa eto Madagasikara misandrahaka any ivelany io fivoriana io. Izany no nahatonga ny Vision Madagascar nanohana ny fandraisana ny frankofonia amin’ny alalan’ny « village de la francophonie ». Ny 50% ny fitaovana nanamboarana io fotodrafitrasa eny Andohatapenaka io dia saika avy tao amin’ny VIMA avokoa.

“ Zava-dehibe tokoa noho izany ny fisian’ity farany satria ahafahana mampahafantatra ny orinasa hita eto an-toerana”, hoy i Zouzar BOUKA.
Nirina R.


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *