Non classé

VIMA : Nanohana ny fankalazana ny faha-241 ny fahaleovantenan’i Etats-Unis.


Feno 241 taona ny nahazoan’i Amerika ny  fahaleovantena omaly 4 Jolay 2017 . Nanamarika izany ny masoivoho eto Madagasikara ny 30 jona 2017, teny Ambaranjana. Anisany, nanohana ny fanatanterahana ny lanonana ny orinasa VIMA (Vision Madagascar) izay efa mpiara-miasa akaiky amin’ny Masoivoho Etats-Unis miasa eto amintsika. Voaasa nanatrika ny lanonam-pankalazana ny Filoha Tale Jeneralin’ny orinasa, Zouzar BOUKA.

Fety roa sosona no natrehiny satria nomarihina tamin’io fotoana io ihany ny fankalazana ny faha-150 taona niarahan’i Madagasikara sy Amerika niasa.


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *