Socio-eco

TRANOMBAROTRA « BAOLAI »: Manao fihenam-bidy


Amin’ ny vaninandro Taombaovao toy izao dia maro ireo izay te hanolotra fanomezana miavaka hoan’ ireo olona akaiky azy. Manana tolotra mifanojo amin’ izany indrindra ny Tranombarotra « Baolai », izay manao ny fihenam – bidy amin’ ireo entana loha laharana amin’ ny kalitao samihafa ao aminy hatramin’ ny faran’ ny volana Janoary 2021. « Maro isankarazany ny zavatra azo fanomezana ato aminay izay ho hita ao amin’ny Bazar be Toamasina, etsy Soarano sy Analakely. Ary natao mifanaraka amin’ ny filana sy ny fahefa-mividin’ny be sy ny maro hatrany. Ao ny panneaux solaires mono sy polychristalline, laser tv 100  » sy ny Smart tv ary télé led misy manomboka 19  » ka hatramin’ 75  » (misy antoka 1 taona daholo), synthétiseur, machine à laver, subwoofer, climatiseur portatif, four micro-onde, table de mixage, lecteur divx/dvd, réfrigérateur, fer à lisser ( volo ), Gsm,… » hoy ny tomponandraikitra. Ny antsipirian’ izany rehetra izany dia hita ao amin’ ny « site web » pejy fb : baolai ary ao amin’ ny 033 37 968 88 (amin’ ny ora fiasana). Dia ho taom – baovao feno fifaliana tokoa, ity taona 2021 miaraka amin’ ity Tranombarotra lehibe iray ity.


One comment on “TRANOMBAROTRA « BAOLAI »: Manao fihenam-bidy

  1. Pingback: TRANOMBAROTRA « BAOLAI »: Manao fihenam-bidy - ewa.mg

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *