papa fransoa 5 Socio-eco

TONGASOA PAPA FRANSOA


Nigadona teny ivato tamin’ny 4 ora tolakandro androany 06 Septambra 2019 ny papa Fransoa filohan’ny eglizy katolika sady filoham-panjakan’i Vatikana. Tonga nitsena azy teny ivato ny Prezidàn’ny repoblika malagasy, Rajoelina Andry mivady, ny praiministra lehiben’ny governemanta sy minisitra vitsivitsy, ny filohan’ny antenimierampirenena, ny filohan’ny Fitsarana avo momban’ny lalam-panorenana, ny mpikarakara ny fahatogavan’ny papa…Tsy tazana teny kosa ny filohan’ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao.


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *