Tag Archives jatropha mahafalensis


ZAVA-MANIRY JATROPHA ANY TSIHOMBE: Nahavitana solika ary mora noho ny “gasoil” ny vidiny


Miodina amin’ny “biocarburant” vita amin’ny “jatropha mahafalensis”  ny groupe éléctrogène ampisain’ny orinasa Phileol Madagascar. Tamin’ny alalan’ny GEMAHA, tetikasa famokarana herinaratra, ho an’ny tontolo ambanivohitra, avy amin’ny “jatropha mahafalensis” hita any Atsimon’i Madagasikara, distrikan’i Tsihombe no nahafahana namokatra io solika io. Continuer la lecture