indostria Archives | déliremadagascar

INDOSTRIA MALAGASY: “Tsy mena-mitaha amin’ireo firenena Afrikana hafa”.
Hankalaza ny  andro natokana ho an’ny indostria manerana ny  Afrika ny firenena Malagasy. Ho marihina mandritra ny telo andro izany.  Orinasa vaventy manodina ny  akora avy eto Madagasikara  miisa 50 hampiranty ny vokatra vokariny ny alatsinainy 20 ka hatramin’ny alarobia 22 novambra   2017, eny amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely.

“Tsy mena-mitaha amin’ireo indostria amin’ireo firenena afrikana ny avy eto an-toerana”, hoy ny Ministry indostria, Armand TAZAFY tamin’ny fampahafantarana ireo mpanohana ofisialy ny hetsika, omaly 17 novambra 2017.

Vanim-potoana fanao isan-taona ny hetsika  ho fampiroboroboana  ny vokatra Malagasy. Mampiavaka ity andiany  ity ny fampahafantarana  amin’ireo mpandraharaha  ny votoatiny ny  volavolan-dalana haroso eny amin’ny fivoriana ara-potoanan’ny parlemantera izay efa nolanian’ny vaomiera misahana izany.

Hofaranana amin’ny  “gala”  ny fankalazana ny andro ho an’ny indostria manerana an’i Afrika.  Ny 08 desambra 2017 no hanatanterahina izany. Hikarakara ny sakafo “service traiteur”

an’ny restaurant Manda Sea Food.  Hianoka ny sakafo voavoatra amin’ny hazondranomasin’i Madagasikara ny mpilanonana amin’io fotoana io.

Lynda A.

L’article INDOSTRIA MALAGASY: “Tsy mena-mitaha amin’ireo firenena Afrikana hafa”. est apparu en premier sur déliremadagascar.