Tag Archives ceni


BIRAOM-PIFIDIANANA CEG FALIARIVO AMPITATAFIKA: Bileta tokana ho an’ny ben’ny tanàna miisa 24 nahitana « rangotra stylo »


27 novambra 2019, fifidianana ho ben’ny tanàna sy mpanolontsain’ny tanàna. Toy ny fanao isaky ny fifidianana dia manao fitsirihana biraom-pifidianana vitsivitsy ireo mpanara-maso iraisam-pirenena  momba ny fifidianana izay tarihin’ny filohan’ny CENI (vaomiera mahaleo mikarakara ny fifidianana), Rakotomanana Hery. Continuer la lecture