Les automobilistes et les consommateurs en général sont déçus. La concurrence ne joue pas vraiment son rôle dans le secteur énergétique. Les quatre Compagnies pétrolières travaillant à Madagascar s’entendent et affichent les mêmes prix. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
-
Sport
FIANTRAIKAN’NY FIKAROHANA AMIN’NY VAHOAKA: Ho aseho eny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ny 5 sy 6 jona 2026
Betsaka ny manontany ny fiantraikan’ny asa fikarohana amin’ny fiainana andavanandro. Hivaly mandritra ny hetsika karakarain’ny ministeran’ny fampianarana ambaratonga -
Socio-eco
MANAGEMENT DE TRANSITION: Fitaovana mahomby hanampiana ny orinasa hiatrika krizy sy fiovana
Modely fitantanana nampiharina nanomboka tamin’ny taona 1970 ny « management de transition », saingy mbola tsy dia be -
Socio-eco
Voka-pikarohana momba ny fiarovana ny tontolo iainana: Ho ampahafantarina ny daholobe
« Fikarohana manakaiky vahoaka ». Io no lohahevitra nosafidian’ny Ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa (MESUPRES) hanamarihana -
Socio-eco
ALPHA CIMENT : Nanitsy ny vidin’ny simenitra noho ny toe-draharaha iraisam-pirenena
Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny orinasa Alpha Ciment fa nisy fanamboarana ny vidin’ny simenitra amidiny, noho ny toe-draharaha -
Socio-eco
FANANAN-TANY: Fikaonan-doha nasionaly, mitady vahaolana maharitra ho an’ny Malagasy
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 27 aprily 2026 ny fikaonan-doham-pirenena nokarakarain’ny ny fiarahamonim-pirenena misehatra amin’ny fananan-tany izay tarihin’ny


