Socio-eco

MARO NY ENTANA AZO HATAO FANOMEZANA HO AN’ I NENY


Ao anatin’ny fanomanana ny fankakalazana ny fetin’ny reny tsy ho ela, dia maro ny zavatra azo hatao fanomezana eny amin ‘ ireny magazay lehibe eto amintsika ireny.

Toy ny hita ao amin’ny Tranombarotra Baolai etsy Soarano, Analakely ary ao Bazar be Toamasina, izay vao naha tonga entana « première qualité » .

Ao ny laser tv 100  » – Smart tv sy télé led, misy manomboka 22 hatramin ‘ ny 85  » ( misy antoka herintaona daholo), réfrigérateur, finday, synthétiseur, subwoofer, cuisinière à gaz sy eléctrique, fer à lisser ( volo ), machine à laver, climatiseur, …

« Ny entana rehetra ato aminay dia natao mifanaraka tsara amin ‘ny filàna sy ny fahefa-mividin’ny tsirairay hatrany. Ny antsipiriany izany rehetra izany dia azo fantarina ao amin’ ny « site web » sy pejy fb : baolai ary ao amin’ ny 034 56 288 21 (amin’ ny ora fiasana) » hoy ny tompon’ andraikitra.

Manana ny anjaran-toerana manokana eo amin ‘ ny fiaraha-monina eto Madagasikara izany hoe reny izany, ka mendrika ny ho tolorana fanomezana tsara kalitao toy ny hita ao amin’ ny Tranombarotra « Baolai ».


One comment on “MARO NY ENTANA AZO HATAO FANOMEZANA HO AN’ I NENY

  1. Pingback: MARO NY ENTANA AZO HATAO FANOMEZANA HO AN’ I NENY - ewa.mg

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *