Socio-eco

LABORATOARA AMPANDRIANOMBY: Nifarana ny Jobily faha 50 taona LRI


Fotoam-pivavahana tsotra, fangataham-pitahiana, no nentin’ny LRI namarana ny fankalazana nandritra ny herintaona ny faha 50 taona niorenany teto Madagasikara. Tetsy amy ny FJKM Ankadifotsy no nanatontosana izany ka ny Mpitandrina Ranjakavola, tompontrano, no nitarika ny fotoana.Nitsahatra amy ny andraikitra ambony notanana koa ny Profesora Rabearisoa Lilia, ka nanolotra am-pifaliana ny fahefana ho amy ny Profesora Razafimbelo Tantely. Tanora vao misandratra ity farany, ary handimby Gamaliela-be, satria mpampianatra azy ihany na ny Profesora Rabearisoa Lilia, na ny Dokotera Andriantsoa Jean Rubis. Tsy mba narahana alahelo toy ny fahita amy ny tompon’andraikitra hiala amy toerana iray ny fifandimbiasana fa tena “reharaha” ho an’ny Profesora Rabearisoa tokoa ny namolavola izay hisolo toerana azy.

Ny anterivava natao azy ireo mipaingotra amin’ity artikola ity no manamarina izany.

Nanangona Razaka Oliva

 

LRI 02

Les Professeurs Lilia Rabearisoa et Tantely Razafimbelo

Ny Profesora isany Rabearisoa Lilia sy Razafimbelo Tantely

LRI 03

Le Dr Jean Rubis Andriantsoa, un Maître de Conférences rompu

Ny Dokotera Andriantsoa Jean Rubis, Mpampianatra-mpikaroka be trainkefa

LABORATOIRE DES RADIO-ISOTOPES (LRI)

Clôture de jubilé

Le Laboratoire des Radio-isotopes (LRI) vient de clôturer la célébration du 50ème anniversaire. La cérémonie est marquée par un culte de grâce au temple FJKM Ankadifotsy, dirigé par le Pasteur Ranjakavola, Paroissien.

La nouvelle qui mérite d’être reportée c’est le changement de tête à la direction du LRI. Le Pr Lilia Rabearisoa cède, avec allégresse, la place à son ancienne étudiante la jeune Prof Tantely Razafimbelo. Nous reproduisons ci-joint l’interview croisée accordée exclusivement à Délire Madagascar par les deux Professeurs.

Propos recueillis par Razaka Oliva


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *