Socio-eco

FRANKOFONIA:Tongasoa eto Madagasikara ny Praiministra maorisiana


Nigadona teny Ivato tamin’ny 4 ora hariva ny fiaramanidina nitondra ny Praiministra maorisiana, Anerood Jugnauth sy ny vadiny. Tonga nitsena azy teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny Lehiben’ny Governemanta, Solondrasana Mahafaly. Hanatevi-daharana ireo delegasionan’ny frankofonia efa  mivory eto Antananarivo ny anton-dian’izy ireo.

Lynda A.


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *