Football club Swift Hesperange izay 1 ère division ao Luxembourg no hanao lalaom-pirahalahiana amin’ny Barea ho fanomanana ny dingan’ny fifanintsanana CAN 2021. Continuer la lecture
Catégorie Sport
LALIGA SANTANDER : Ho arahina mivantana ao amin’ny Startimes
Sary raitra. Nahazo alalana handefa mivantana ny fifaninanana baolina kitra “LaLiga Santander” hatramin’ny taona 2024 ny Startimes. Continuer la lecture
ORANGE PRO LEAGUE : Hafindra toerana ny lalao tokony atao eny Vontovorona
Efa manakaiky ny fifaranan’ny « Orange Pro League ». Mikarakara « soirée Awards » ho fankasitrahana ireo mpiara-miombon’antoka sy ny mpiantsehatra mivantana amin’ny lalao fifaninana « Orange Pro League » ny « l’association des clubs de football élites de Madagascar» (CFEM). Continuer la lecture
DREAM TEAM SPORTING CLUB -BASKETBALL: Fanamby ny handrombahana ny tompondaka nasionaly amin’ny sokajy rehetra
Misokatra ho an’ireo te hampiroborobo ny fanatanjahantena fa indrindra ny taranja basketball. Fanambin’ny Dream Team Sporting Club (DTSC) ny handray anjara amin’ny lalao iadiana ny tompondaka nasionaly amin’ny sokajy rehetra mandritra ny taom-pilalaovana 2020 ho an’ny taranja basketball. Continuer la lecture
KINTANA AKADEMIA: Hanangana ivon-toerana lovain-jafy ho an’ny baolina kitra
Mifanindran-dalana amin’ny famolavolana ireo mpilalao handimby ny Barea. Niara-teraka tamin’ny “Kintana Akademia” ny “Alefa Next Generation” ho famporisihana ny tanora malagasy sy hampidirana an’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena momba ny baolina kitra matihanina. Continuer la lecture
TALENTA SCHOOL AMPAHIMANGA: Atao lavanty ireo fanamiana avy amin’ireo mpilalao baolina kitra malaza
Hanohanana ireo ankizy mpilalao baolina kitra eny ambanivohitra ny vola voaangona. Ampahafantarina mandritra ny hetsika atao ny 29 febroary 2020 amin’ny 07 ora hariva, ao amin’ny Kudeta Anosy ny tetikasa Talenta School Ampahimanga. Continuer la lecture
X-treme combat andiany fahatelo : 07 Martsa 2020 no fotoana
Raikitra ny « ady »…Ady goavana… MIHAJA sy mahaliana. Hotanterahina ny 07 Martsa 2020 ho avy izao ao amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahatena Mahamasina ny « X-treme combat ». Continuer la lecture
CHALLENGE FIGHT PANCRACE DE L’OCEAN INDIEN : Ireo mpikatroka malagasy
Mangataka fanohanana avy amin’ny fitondram-panjakana. Nahazo fanasana amin’ny « Challenge Fight Pancrace de l’Océan Indien » andiany fahadimy izay atao atsy La Réunion ny firenena Malagasy. Continuer la lecture
STARTIMES: Handefa ny Euro 2020 sy ny Emirates FA Cup ary ny FA Community Shield
Manome ny tsara indrindra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena. Tafakatra 30 tapitrisa amin’ny firenena 37 ny mpampiasa ny Startimes. Anisany nahatonga ity televiziona nomerika ity nahazo vahana teto Afrika io tarehimarika io. Continuer la lecture
5 SOCCER : Fahombiazana ny andiany voalohany
Sady matotra no tsara ny andiany voalohany tamin’ny « Grand tournoi des champions ». Fifaninana baolina kitra nolalaovin’olona dimy izy ity izay natao teny amin’ny Five Soccer ( 5 Soccer ), Amoronakona. Continuer la lecture