Feno 150 taona ny nanorenana ny tranovato Anatirova Manjakamiadana. Nosokafana tamin’ny alalan’ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ny sabotsy 20 jolay 2019 ny fanombohan’ny fankalazana. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
HOPITALY KOKILABEN: Eric Fou Hehy, olom-baovao
Vita soamantsara ny famindrana voa sy aty natao tamin’i Eric Fou Hehy. Efa manomboka mihatsara ny fahasalamany amin’izao fotoana izao, raha ny fanazavan’ny solontenan’ny hopitaly Kokilaben Dhirubhai Ambani eto Madagasikara Sunel Kumar. Continuer la lecture
KIMIA COSMETICS MADA: Marika tena izy ny “produits cosmétiques” ao
Zava-doza ho an’ny fahasalaman’ny mpanjifa ny fividianana ireo vokatra ampiasaina amin’ny fikojakojàna ny endrika amam-bika (produits cosmétiques) hosoka. Continuer la lecture
LIONS CLUB INTERNATIONAL – DISTRICT 417: Mifanaraka amin’ny zava-misy ny fanampiana ny maha olona
Voafidy ho governoran’ny Lions Club International, District 417 Ny Fanja Rakotomalala. Nandritra ny kongresin’ny Lions Club International natao tany Milan tamin’ity volana jolay 2019 ity no ahafahany mitàna io andraikitra io ao anatin’ny taom-piasàna 2019-2020. Continuer la lecture
FIZAHANTANY SY NY FITATERANA: Antsoina ny mpandraharaha hampiasa vola
Paikady iray ahafahan’i Madagasikara mankany amin’ny fisandratana ny fizahantany. Ny fanamboarana foto-drafitr’asa mifanaraka amin’ity sehatra ity no hitan’ny fitondram-panjakana ho laharam-pamehana. Continuer la lecture
MARIKA TCL: Hahatongavana any Egypte amin’ny lalao famaranana ny CAN 2019
Mitohy hatrany ny fahatanterahan’ny nofinofy noho ny fandraisan’anjaran’i Barea amin’ny CAN 2019. Mpankafy baolina kitra sy Malagasy mpanohana ny ekipam-pirenena iray indray no hisidina ho an’ny Egypte, hanaraka ny lalao famaranana. Continuer la lecture
TSY FAHAMPIAN’NY « FER »: Miteraka voka-dratsy ho an’ny ankizy
Singampamelona ny vatana ny « fer » na « vy ». Zava-doza anefa no hitranga raha toa ka tsy ampy ny tahan’io “fer” io, indrindra ho an’ny zaza sy ny ankizy. Continuer la lecture
MORAMANGA AMBATOVY: Mora hahazoana tombony ny fiompiana trondro
Tsy dia be mpahalala loatra ny seha-pihariana fiompiana trondro tao anatin’ny taona vitsy lasa izay raha Moramanga sy ny manodidina no resahana. Continuer la lecture
ORANGE: Mandray anjara feno amin’ny fanampiana ny mpiara-belona
Zava-dehibe ho an’ny orinasa ny fampiharana ny RSE na « Responsabilité sociale des entreprises ». Fomba iray hanehoana fa tsy mijanona amin’ny fampiroboroboana ny orinasa fotsiny ihany ny RSE. Continuer la lecture
MPIANATRY NY ISPM: Voka-pikarohana 320 haranty mandritra ny herinandro
Fenitra takian’ny rafi-pampianarana (LMD) ny fikarohana ataon’ny mpianatra. Ireo fitaovana ampiasaina amin’ny fikarohana no tena olana raha ny fanazavan’ireo mpianatra eny ambaratonga ambony. Continuer la lecture