Voafaritra ao anatin’ny lalana laharana 2017-011 ny politika nasionaly ho an’ny sarimihetsika Malagasy. Efa miroso amin’ny fampiharana tsikelikely ny asa rehetra tokony hanatsarana ity sehatra ity ny ofisy Malagasy momba ny sarimihetsika (OMACI). Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
ARETINA PESTA: Mampitandrina an’ireo mpanely tsaho ny Filoham-pirenena.
Nitondra ny anjara birikiny amin’ny fanampiana ny firenena Malagasy noho ny fisian’ny pesta ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Continuer la lecture
MADAGASCAR FASHION WEEK: Fitadiavana lalam-barotra ho an’ny mpamorona lamaody Malagasy.
Efa kely sisa ny toerana ho an’ireo te handray anjara amin’ny fampisehoana ny vokatry ny asa tanany eo amin’ny sehatry ny lamaody. Ny 09 oktobra 2017 no hifarana ny fisoratana anarana amin’ny “Madagascar Fashion Week Océan Indien” izay ho tontosaina any amin’ny Nosy Sainte-Marie, ny 28 ka hatramin’ny 30 desambra 2017 ho avy izao. Continuer la lecture
ORANGE- ACYBIMAD: Hahazo tombony ny mpampiasa ny “cybercafé”
Hisitraka “connexion” amin’ny vidiny ambany dia ambany sy haingam-pandeha ireo mpampiasa ny “cybercafé”. Noho ny fiarahamiasan’ny fikambanana ny “cybercafé” sy ny mpikirakira ny aterneto eto Madagasikara amin’ny orinasa Orange, nahazo tolotra mifanaraka amin’izany ireo tompona “cybercafé” izay mikambana ao amin’ny ACYBIMAD. Continuer la lecture
BRIGADE CRIMINELLE ANOSY : Voasambotra ireo mampiasa SIM BOX.
Entin’ny olona sasany hanaovana asa ratsy ny fivoaran’ny teknolojia izay mivoatra tokoa. Tratran’ny Brigade Criminelle Anosy ( BC ) ireo olona 6 nampiasa ny SIM BOX. Mpandraharaha any ivelany no naniraka azy ireo. Continuer la lecture
Lalao Ravalomanana – PM Solonandrasana : Toujours la zizanie sur la question de subvention
Au Carlton d’Anosy, lors de l’ouverture du Colloque international axé sur le thème « Les finances locales dans les pays d’Afrique francophone Subsaharienne » qui prendra fin demain vendredi, la maire de la Capitale Lalao Ravalomanana au cours de son allocution a tenu à parler du sujet de la zizanie entre la CUA et le gouvernement à propos des subventions dues à sa commune en ces termes « … en dépit de son statut particulier en tant que Capitale de Madagascar, la ville d’Antananarivo n’a jamais perçu de subventions depuis 2015, année où j’étais suis élue maire, pourtant inscrites dans la Loi des Finances 2015-2016 et ce, jusqu’ici (sic)»
MARATHON INTERNATIONAL DE TANA : Hohamafisina ny fitandroana ny filaminana.
Mihatsara hatrany ny fikarakarana ny Marathon International de Tana (MIT). Nohatsaraina ny fitandroana ny filaminana mandritra ny hetsika izay hotontosaina ny 14 sy ny 15 oktobra 2017. « Noho ny fiarahamiasa amina orinasa miasa amin’ny fitandroana ny filaminana, ho rakotra mpiambina avokoa ny toerana hanaovana hazakazaka, natokana ho an’ny ankizy… », hoy ny mpikarakara avy ao amin’ny World Trade Center, Mercedes RATSIRAHONANA. Continuer la lecture
Primatiora : Misy eto Madagasikara ny aretina pesta
Toy izao no fanambarana sy fanentanana navoakan’ny te anivon’ny fiadidiana ny Primatiora eny Mahazoarivo: Continuer la lecture
Fiangonana Protestanta Malagasy Andafy : Nandalo Pasitera Ravalitera Jean
Nandalo teto Dago ny Prezida Synodaly (PS) Fiangonana Protestanta Malagasy Andafy (FPMA). Fantatry ny besinimaro teto an-tanindrazana sy ny any Eoropa araka ny anarany feno Ravalitera Jean, Mpitandrina. Docteur en Théologie ny lehilahy. Vahiny tsy nampoizina izy ka fifaliana lehibe ho an’ny Sakaizan’ny FPMA no nandray azy niara-nivavaka tetsy amy ny foibe Frenjy Faravohitra. Ny Dr Razafindrakoto Georges, Pastora FLM A mbatovinaky no nitory ny Didy Vaovao (Jao. 13, 34-35). Continuer la lecture
Heureuses retrouvailles des ex-matafs : Un des leurs au CFM
Les ex-matafs (anciens de la Marine nationale) se sont retrouvés samedi fin septembre chez un nommé Vazaha pour une réunion de routine. C’était pour une simple rencontre habituelle pour délibérer de certaines affaires courantes de la petite communauté d’anciens loups de mer.