Lamaody hiaka farany ho an’ny lehilahy sy vehivavy ary ankizy hita mandritra ny hetsika “Marché O’soldes”. Manomboka ny 23 ka hatramin’ny 25 martsa 2018 eny Village Voara Andohatapenaka ity hetsika ara-barotra karakarain’ny “BCOM AND C” ity. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FARITRA ARA-TOEKARENA MANOKANA: Somasoma
Mpandraharaha avy any firenena enina tonga nanatrika ny fivoriana iraisam-pirenena faharoa ho an’ny fampiasam-bola stratejika any amin’ny faritra Avaratr’i Madagasikara (Conférence Internationale sur les investissements stratégiques du Nord de Madagascar ). Continuer la lecture
TRANSPARENCY INTERNATIONAL : Nahazo fankasitrahana ny ekipan’ny Olondia corporation
Nitombo indray ny lazan’ny www.deliremadagascar.com. Lasan’ny mpanao gazety ato amin’ny www.deliremadagascar.com ny loka natokana ho an’ny “tanora mpanao gazety” tamin’ny fifaninana “ohatrinona ny teti-bolan’ny kaominina misy ahy? Ny Transparency International-Initiative Madagascar no nikarakara ity fifaninana andiany 2017 ity. Continuer la lecture
FIFANKATIAVAN’NY NY MALAGASY AMIN’NY SINOA: “Samy mitaiza ny hadalany”
Mpanao gazety Malagasy miisa roam-polo nahazo fiofanana momba ny “andraikitry ny mpanao gazety amin’ny sehatry ny toe-karena”. Ny fikambanan’ny fifankatiavan’ny Malagasy amin’ny firenena Sinoa no nanome ny fiofanana izay notontosaina omaly 22 febroary 2018. Continuer la lecture
KOLIKOLY ETO MADAGASIKARA: “Atsaharo ny tsy matimanota”
Very isa ny firenena Malagasy araka ny mari-pandrefesana ny kolikoly nataon’ny “Transparency International Initiative Madagascar” taona 2017. Raha 26 amin’ny zato ny salan’isa tamin’ny herintaona, nidina ho 24 izany. Mitana ny laharana faha-118 amin’ny firenena 176 hanjakan’ny kolikoly isika amin’izao fotoana izao. Continuer la lecture
FIANARANA AMBARATONGA AMBONY : Fotoana etsy amin’ny PALAIS DES SPORTS.
Hiatomboka rahampitso 22 Febroary ka hifarana ny 23 Febroary 2018 ny SALON DE L’ETUDIANT, SPECIAL RENTREE 2018 etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina. Continuer la lecture
“TOURNOI INTERNATIONAL DE TENNIS” U14 GRADE II : Hampiakatra isa no tanjona
Sambany no nikarakara “tournoi international”, sokajy U14 Grade II ny federasiona Malagasy ny lalao “Tennis” (FTM). Hanomboka rahampitso 21 febroary 2018 ny lalao. Continuer la lecture
METM Zoara Famonjena Antohomadinika : Nanohitra ny fanapahankevitry ny foibe
Nametraka Antonta-taratasy teny amin’ny fitsarana Anosy afak’omaly Alatsinainy 19 Febroary 2018 ny mpisolo vavan’ny fiangoanna METM Zoara Famonjena Antohomadinika. Continuer la lecture
BOKY FAMARANANA NY FIANARANA: Hita hanaovana kolikoly
Misy amin’ireo mpianatra ambaratonga ambony no tsy izy ireo no manao ny boky famaranana ny fianarany fa olon-kafa. Raha ny tranga efa hita, ny “encadreur” ihany no mamita ny boky hatramin’ny farany. Continuer la lecture
KAOMININA AMBANIVOHITRA: Mila mahay “comptable” raha te ho Ben’ny Tanana
Niova ny fomba fitantanam-bolan’ny kaominina. Ny Ministeran’ny vola sy ny fitantanam-bola indray no manendry ny mpitantam-bolan’ny kaominina kanefa ny kaominina ihany no mandoa ny karamany . Continuer la lecture