Compte tenu de l’importance du papier de notre ami Maurice Collin, nous jugeons utile de le faire paraitre in extenso à travers les colonnes de notre journal Délire Madagascar.
Razaka Oliva, Rédacteur en chef Continuer la lecture
Compte tenu de l’importance du papier de notre ami Maurice Collin, nous jugeons utile de le faire paraitre in extenso à travers les colonnes de notre journal Délire Madagascar.
Razaka Oliva, Rédacteur en chef Continuer la lecture
Fomba fanaon’ny Startimes ny manao fihenam-bidy amin’ireo vokatra misy ao aminy rehefa ankatoky ny fetin’ny krismasy sy faran’ny taona. Continuer la lecture
Le SFPA ou Sakaizan’ny Fiangonana Protestantra Malagasy Andafy, littéralement les amis et sympathisants de l’Eglise Protestante Malgache Outremer, reprend ses activités post déconfinement.
En effet, comme toutes les entités socioprofessionnelles, le SFPMA est « paralysé » par la pandémie et se trouvait pendant longtemps désœuvré de ses activités à multi facettes, entre autres spirituelles et sociales. Mercredi 10 novembre 2021 le président Rasolondrainibe Jean Veloson a dirigé une seconde retrouvaille après le retour au normal de la vie au quotidien. Continuer la lecture
Manaitra ny fanjakana ny chef d’arrondissement administratif (CAA) eto Madagasikara fa mirongatra ny tambazotra mpivarotra sy mpividy omby halatra tato ato noho ny tsy fampiharana ny arrêté 7916/2020 nivoaka tamin’ny 28 aogositra 2020, araka ny fanazavan’ny mpitondra tenin’ny CAA, ny 10 novambra 2021. Continuer la lecture
Efa vonona tanteraka ny mpikarakara ny « Foire Economique-Commerciale des 23 régions » sy ireo faritra hampiantrano izany. Nampahafantarina ny 10 novambra 2021 tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina ny vaovao tsara ho fantatra momba ity hetsika karakarain’ny Mada Vision ity. Continuer la lecture
Dans le cadre de la mise en œuvre du Projet d’Aménagement et de Développement des abords de la rocade nord est (PADERNE), le comité de pilotage co-présidé par le Ministre de l’Aménagement du Territoire et des Services Fonciers et les Maires des 3 Communes a effectué une réunion ce lundi 08 novembre 2021. Continuer la lecture
Noho ny fivorian’ny firenena mikambana (ONU) momba ny toetrandro andiany faha-26 (COP26) atao any Glasgow, nanomboka ny 1 ka hatramin’ny 12 novambra 2021, nikarakara atrikasa #SuperCodeurs nampitondraina ny lohateny hoe « Codons pour la planète » ny Orange Madagascar sy ny PNUD (Programme des Nations Unies pour le Développement). Continuer la lecture
Dongidongy sy hantahanta isan-karazany ny an’ireo ankizy vao nahalala fa hanao « zavatra » etsy Antsahamanitra ilay Momota be. Nisy dia nahavatra niova toetra vetivety teo satria notambazan’ny ray aman-drenininy fa raha tsy mianatra tsara sy tsy manao raharaha dia tsy mahazo mijery Momota. Dia raikitra ny fotoana tamin’ity tolakandron’ny Sabotsy 06 Novambra 2021 ity ka dia rakotra zaza sy ankizy ary olon-dehibe manala adidy, tonga nijery Momota. EFa taona roa latsaka kely izao no tsy tazana intsony Momota ka dia samy nangetaheta zava-mahaliana ny rehetra.
Mafana dia mafana ny andro, ary mbola nafana lavitra noho izany ny hafanan’ny lanonana teny an-toerana satria dia nalai-nisaraka ny rehetra… ny ankizy rehetra ihany koa dia naman’i Momota tamin’ireo hira efa nahazatra hatramin’izay… Miampy sirika sy mazia ary dihy voarindra isan-karazany. Continuer la lecture
Manoloana ny herisetra nataon’ny tomponandraiki-panjakana iray ao amin’ny faritra Menabe ny mpanao gazety nanao ny asany nandritra ny fandalovana tao amin’ny ala arovana Kirindy, anatin’ny faritra arovana Menabe Antimena dia manaitra ny tomponandraikitra isan-tsokajiny handray ny andraikitra tandrify azy avy sy ny fepetra mifanaraka amin’izany ny fikambanana mpanao gazety mikirakira ny tontolo iainana (AJE), ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara (OJM) ary ny fikambanan’ny mpanao gazety paka sary (CRIMAD). Continuer la lecture
Nitrangana haintrano goavana tao amin’ny tanànan’i Mahamasina, fokontany Ambohipihaonana kaominina Tamponala, distrikan’ i Soavinandriana Itasy ny 21 oktobra 2021. Continuer la lecture