Mahoraka

BAOLAI : ENTANA 1er CHOIX AMIN’ NY VIDINY MIRARY


Rehefa manakaiky toy izao ny volana Novambra, dia ny milina mandeha amin ‘ ny herinaratra no tena mahasarika ny vahoaka Malagasy. Mifanojo amin’ izany indrindra dia maro ny tolotra omen’ny Tranombarotra « Baolai ». « Ny entana lohalaharana amin ‘ ny kalitao sy vaovao izay hita ato aminay dia natao nifanaraka hatrany amin ‘ny filàna sy fahefa- mividin’ ny besinimaro. Izany dia ho hita etsy Analakely, Soarano, ary ao Bazar – be Toamasina » hoy ny tompon ‘ andraikitra.
Ao ny: laser tv samihafa misy hatramin’ ny 120  » – télé led sy Smart tv misy manomboka 32″ hatramin’ ny 85  » : misy antoka 12 volana daholo, Ampli- baffle chargeable maro karazany, table de mixage, cuisinière à gaz sy électrique, four micro – onde, amplificateur, fer à lisser ( volo ), climatiseur, machine à laver, réfrigérateur, Smartphone, subwoofer, Panneaux solaires mono sy polychristalline, synthétiseur,

… Ny atsipiran izany rehetra izany dia azo fantarina ao amin’ny site pejy facebook sy web baolai ary ao amin ny laharana finday 034 56 288 21 (ora fiasana). Dia hiavaka ao anatiny ny maro ity volana Novambra hoavy ity miaraka amin’ ny entana « premier choix » izay hita ao amin’ ny Tranombarotra « Baolai ».

Nangonin’i Miora Razaf
y


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *