Mahoraka

BAOLAI : ARRIVAGE PANNEAUX SOLAIRES


Rehefa vanimpotoana toy izao dia maro ireo izay te hanavao ny ao antokantrano ao. Misy ihany koa ireo izay te hanolotra cadeaux tsara sady miavaka hoan’ ny olona akaiky azy. Manana tolotra mifanojo amin’ izany indrindra ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar – be Toamasina.

Entana maro

 « Vao naha tonga panneaux solaires mono sy poycristaline izahay. Mbola mitohy ny « promotion-cadeau » amin’ ireo Smart Tv sy Télé Led « Jeyoo » sy « Hisense » ato aminay, misy manomboka 32″ hatramin’ ny 85  » (misy antoka 1 taona daholo), mandrapahatapitra ny stock izay misy.

Mifanaraka amin’ ny filàna

Ary ny entana rehetra ato aminay dia 1er choix avokoa izay natao hatrany mifanaraka amin’ ny filàna sy fahefa mividy ny besinimaro » hoy ny tompon’ andraikitra. Marika avo lenta daholo no hita ao amin’ ity Tranombarotra lehibe iray ity ra resaka fahita lavitra fisaka. Anisany izany ny « Hisense » , mpanohana ofisialy ny mondial 2022. Ny eto Madagasikara dia ny Tranombarotra « Baolai » no « Représentant officiel » an ‘ity marika ity efa ho 12 taona lasa izao. Mbola misy koa ny synthetiseur – fer à lisser ( volo ), cuisinière à gaz sy électrique – amplibaffle sy subwoofer rechargeable – four micro onde – réfrigérateur, – amplificateur,…

Ny atsipirany izany rehetra izany,  dia ho hita ao amin’ ny site web sy pejy facebook baolai ary ao amin ny laharana antarobia 020 22 605 88 sy 020 22 308 48. Dia ho maro loko ity taona 2022 miaraka amin ‘ ny Tranombarotra « Baolai ».


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *