dr_jules_etienne politique

ANTOKO MAFI : Hanao ny kongresiny.


Hisafidy ny Hotel Panorama ny antoko MAFI “ Madagasikara Fivoarana” tarihin’ny filohany, dokotera Jules ETIENNE Rolland raha hanao ny kongresiny rahampitso  05 Aprily 2018. Manatantara ho azy ireo ity hotely ity amin’ny fifanarahana politika sy ny fampihavanana. Mpikatroka maro manerana ny lafivalon’ny nosy no ho tonga eny an-toerana.  Antenaina fa hisy ny fanambarana ataon’ity antoko ity.

Nirina R.


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *