Afaka misitraka maimaimpoana ny loharanom-panabeazana toy ny lesona, fampiasana, horonantsary mihetsika, fampianarana isan-karazany ao amin’ny tranokalan’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena (MEN) www.education.gov.mg ireo mpianatra any amin’ny faritra Anosy, Atsimo Andrefana sy Boeny. Continuer la lecture