Nahazo famatsiambola goavana avy amin’i Frantsay ny ratsamaingakan’ny firenena mikambana misahana ny sakafo (PAM) ny taona 2022 ho fanohanana ny asa maika, ny fampisakafoana an-tsekoly, ny tohana ara-tsakafo ho an’ny mponina any Atsimon’i Madagasikara. Continuer la lecture
Archives journalières 4 décembre 2022
FITSABOANA HO AN’NY OLONA SIMA MOLOTRA SY VAKY LANILANY: Tratra ny tanjona nandritra ny Operation Smile Tour
Nitondra tsiky sy fiovana. Niainga teto Antananarivo ary nifarana tany Toliara ny dia nataon’ny ekipan’ny Operation Smile Tour. Continuer la lecture