Archives journalières 22 septembre 2022


FANANANTANY: Mitohy ny dingana hirosoana amin’ny fanoratana ny lalàna mifehy ny fananan-tanim-pokonolona


Ao anatin’ny roa andro dia mivory ny rohim-piraisamonim-pirenena RRI (Rights and Resources Initiative) eto Madagasikara.  Resahina mandritra ny fivoriana nanomboka ny 22 septambra ary hifarana ny 23 septambra 2022 eny amin’ny Hotel Centell Antanimena ny  tetikasa fanamafisana ny lalàna mifehy ny fananan-tanim-pokonolona, amin’ny alalàn’ny fanamafisana ny rohim-piraisamonim-pirenena. Continuer la lecture