Archives journalières 31 août 2022


JMJ MADA 2022: Tanora mpilatsaka an-tsitrapo miisa 600 hanentana ireo mpivahiny momba ny fiovan’ny toetrandro sy fiarovana ny tontolo iainana


Hetsika lehibe mitondra fiovam-pihetsika ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny tanora (JMJ).  Anisany voizina  mandritra ny JMJ MADA andiany faha-10 atao eto Antsirabe nanomboka ny 30 aogositra 2022 ka hatramin’ny 04 septambra 2022 ny fiarovana ny tranobe iombonana na ny planeta tany, ao anatin’izany ny fikajiana ny tontolo iainana. Continuer la lecture