Archives journalières 4 mai 2022


GSDM : Ankatoavin’ireo tantsaha ao Boeny fa mamerina ny tsiron’ny tany ny « agroécologie »


Mila aparitaka manerana an’i Madagasikara. Fitetezana ireo saha nampiharana ny « agroécologie » sy atrikasa niresahana ny antony mahatonga ny fahasimban’ny tany sy ny vahaolana amin’izany ary fandefasana ny horonantsary miaina mitondra ny lohateny hoe “Ny fambolena maharitra ho an’ny taranaka mifandimby” no natao nandritra ny “journées Agroécologiques” tao amin’ny faritra Boeny. Continuer la lecture