Archives journalières 29 octobre 2021


BAOLAI : ENTANA 1er CHOIX AMIN’ NY VIDINY MIRARY


Rehefa manakaiky toy izao ny volana Novambra, dia ny milina mandeha amin ‘ ny herinaratra no tena mahasarika ny vahoaka Malagasy. Mifanojo amin’ izany indrindra dia maro ny tolotra omen’ny Tranombarotra « Baolai ». « Ny entana lohalaharana amin ‘ ny kalitao sy vaovao izay hita ato aminay dia natao nifanaraka hatrany amin ‘ny filàna sy fahefa- mividin’ ny besinimaro. Izany dia ho hita etsy Analakely, Soarano, ary ao Bazar – be Toamasina » hoy ny tompon ‘ andraikitra. Continuer la lecture