Archives journalières 23 avril 2021


HERIN’ARATRA TAPATAPAKA : MISY VAHAOLANA AO AMIN ‘ NY BAOLAI


Rehefa vaninandro toy izao dia ny kojakoja elektronika mandeha amin’ ny herinaratra no mahasarika ny daholobe.Ao anatin’ izany, dia manavao ny tolotra omeny ny mpanjifa ny Tranombarotra « Baolai ». « Ho fiomanana sahady amin’ ny fety ny « Ascension sy Pentecôte » ho avy, dia maro isankarazany ny entana lohalaharana amin’ ny kalitao ato aminay. Izay ho hita etsy Soarano sy Analakely ary ao Bazar be Toamasina » hoy ny tompon’ andraikitra.

Continuer la lecture