Chaînes vaovao. Tsy mikely soroka ny Startimes mikaroka ny fomba rehetra ahafam-po ny mpanjifa sy hamporisihana ireo mbola tsy mampiasa ny televiziona nomerika ny Startimes. Continuer la lecture
Archives journalières 6 mars 2021
MUSICHALL APPLICATION: Mampihena ny “pirate” amin’ny sehatry ny zava-kanto
Mampidi-bola ny mpanakanto. Lasa mirona any amin’ny fampiasana ny tambazotran-tserasera ny mpanakanto amin’ny fampahafantarana ny sangan’asany noho ny fisian’ny “pirate”. Continuer la lecture