Ho mora kokoa ny fitadiavana asa. Nahazo mari-pahavitam-piofanana ireo mpikambana ao amin’ny CNAPS very asa 152 nanaraka fiofanana niaraka tamin’ny CCIFM (Chambre de Commerce et de l’Industrie France-Madagascar). Continuer la lecture
Archives journalières 23 février 2021
LA GASTRONOMIE PIZZA : Nandalo sedra maro nandritra ny 20 taona nijoroany
Nahazoana fahombiazana ny fanajana ny fitsipika. Feno 20 taona katroka ny La Gastronomie Pizza. Noho izany dia ho tanterahana amin’ity taona ity ny ivon’ny fankalazana. Continuer la lecture