Archives journalières 21 décembre 2020


ORANGE SOLIDARITE NOËL 2020: Fianakaviana sahirana sy ankizy anarivony nivimbina fanomezana rehefa nody


Andron’ny firaisankina. Teo ambany fiahian’ny vadin’ny filoham-pirenena, Rajoelina Mialy dia nanatanteraka andro natokana ho an’ny firaisankina ny Orange Solidarité Madagascar ho fizarana hafaliana ho an’ireo fianakaviana sahirana sy ny ankizy taizana amin’ireo fikambanana sy mianatra amin’ireo sekoly mpiara-miasa amin’ity fikambanana misahana ny asa sosialy ao amin’ny orinasa Orange Madagascar ity. Continuer la lecture