Mety ho tonga hatrany amin’ny tsy fisian’ny entana. Nandray fepetra ireo orinasa mikambana ao amin’ny CCIFM (Chambre de Commerce et d’Industrie France Madagascar) tao anatin’izay telovolana fihibohana izay. Continuer la lecture
Archives journalières 4 juin 2020
Saika Gazety : Endriky ny asan-dRandriamalala Simon
Mpanao tantara an-tsary mpiseho an-gazety no nahalalan’ny maro an’i Simon Randriamalala. Efa an-taonany maro no nanaovany an’izany. Olona tia mandinika ny lesoka na ny tombony tsara amin’ny fiainam-piaraha-monina izy.
Saika gazety: Saka doka… Saika tsara ve? Tsia! Zava-baovao izy ity raha ny fijerinay ato amin’ny délireMadagascar azy. Ny fampitàna ny serasera dia tsara kokoa rehefa ny tena tompony no mikirakira azy. Entintsika amin’ny fotoana manaraka ny antsipirihany fa indro aloha ny santatra fotsiny ihany. Mahaiza mankafy!