Fifehezana ny valanaretina COVID 19. Nitety ny biraom-panjakana toy ny teny amin’ny TPIC (Trésorerie Principale Intercommunale), ny “poste de la gendarmerie”, ny toeram-pitsaboana fototra (CSB) ary ireo biraom-pokontany rehetra eny Ivato, ny Ben’ny tanàna Penjy Randrianarisoa sy ny sekretera jeneralin’ny kaominina ny 26 martsa 2020. Continuer la lecture