Archives journalières 3 janvier 2020


KANDIDA RANDRIAMASINORO TAHIRY NY RINA: Hanohy ny fitakiana ny marina eny amin’ny Magro Behoririka


Tombony ho an’ny fitondrana ny fivoahan’ny marina. Ho tohiny ny fitoriana nataon’ny kandida ho ben’ny tanàna an’Antananarivo Renivohitra, Randriamasinoro  Tahiry Ny Rina teny amin’ny fitsarana misahana ny ady atao amin’ny fanjakana dia ho eny amin’ny Magro Behoririka indray ny tenany sy ireo mpiara-dia aminy miaraka amin’ireo vahoaka mandala ny fahamarinana no  hanohy ny fitakiana ny marina. Continuer la lecture